NY FITIAVANTSIKA (Bessa sy Lola)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Bessa sy Lola
Mpamaky : 2019
Nampidirin'i : Andriamady Doris
Tamin'ny : 16/07/2003 10:03:20
ID : 1779

Imprimer Facebook Facebook
Tsy hoe kisendrasendra
Na koa rendrarendra
No niarahantsika dia
F’izany no fitia

Tsy hoe kisendrasendra
Na koa rendrarendra
No niarahantsika dia
F’izany no fitia


Fitia voalanjalanja
Ny foko mavesa-danja
Voadiniky ny saina
Mitambatra ho aina
Fitiavana madio
Tsy voafehin’ny anio
Fitia mandrakizay
Mitambatra ho iray


BESSA sy LOLA

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo