Nofy (Bessa sy Lola)
Mpihira : Bessa sy LolaMpamaky : 1496
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 26/10/2001 23:10:12
ID : 142 Ireo voninkazo
Niotazanao
Ndreo fa malazo
Maina kina izao
Ireo hirahira fikalonao
Lasa an-dakira
Foana sy nandao
Ny fitiavantsika
Nafana hatrizay
Indrisy mangatsiaka
’Foy mandrakizay
Lay paradisa naorinao
Ho nofy sisa
Nofy hatrizao
Tonony sy Feony : Tovo ANDRIANANDRAINY
Mpihira : LOLA
Mpandrindra : ARO
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/



