Hambom-po (2) (Bessa sy Lola)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Bessa sy Lola
Mpamaky : 2270
Nampidirin'i : Fiffi
Tamin'ny : 22/01/2006 13:33:32
ID : 3426

Imprimer Facebook Facebook
Na dia tebahina aza
Sy bantiana ianao
Ka nisy sahy milaza
Fa kely ny sainao
Tsy izany  velively
Dia hahakivy  anao
Izay anananao
andrianinao na dia hoe kely

Refrain :
Tsy hisy fala-dia
Izay holelafinao
Na hafa sanatria
Handoalehanao


Raha nisy fanampiana
Raisinao an-tanan-droa
Kanefa aty aoriana
Arahin-datsa koa
Onero izany herezo
Fa aleonao tokoa
Mizara iray ho an-droa
Toy izay atao hoe mitambezo


Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo