You are here: home > Tononkira > Bessa

Atolotro anao (Bessa)

Atolotro Anao e, ny foko
Satria tia ahy Ianao
Toa ilay tranon’omby maloto
Idiro tononkira.serasera.orgka mba azavao.

Fenoy fahendrena sy toky
Hizaka ny zava-manjo
Ny heloka sy ny hadalako
Levony ho rava avokoa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Bessa
Mpamaky : 1547
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 13/03/2015 15:44:50
ID : 7285

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo