Andapa (Bessa sy Lola)
Tongava soa ialahy tandremo raha mby anyFandrao lazain’ialahy i Papa hoe tomany
Ny anafarako an’ialahy ho any Andapa
Sao i Mama malahelo koa
Raha vao tafidina avy eny ambony fiara
Tsoahy ny kapa na kiraro hanambara
Fa tany mamintsika anie ny any Andapa
Any Andapa lapa soa tokoa
Lazao i Lôra hoe ilay sarinay taty
Tsy miala eny amiko ohatran’ny hohaniko
Ampihomehezo koa Kalalandy sy Gaby
Eny Ambodiangezoka
Itondray angezoka
Tongava soa ialahy
Veloma any Andapa
Ampifalio ny fon’i Mama sy i Papa
Fa raha tafita hoe isika any aoriana
Any Andapa no hodiana