You are here: home > Tononkira > Benaja

Série c (Benaja)

Lasa adala
Nivika oa lay bandy serie C ...
Tsy nahazaka
ireo mathematique be dia be...
ka notadiaviny
ny limiten'ity fiainana ity e....
ka ny X  
nataony t@ vers infiny....
De notadiaviny
ka itany iany koa ny derivee..
De nisy asymptote
Y egale Afobe...
Fa ny branche infinie tsy nisy farany mihitsy de ilay
Hipetraka
eo an-tanan-kavanan'ny Ray
ho mandrakizay ..

REF:
      Hoento mora iany izy io letsy lery e.
      Fa mampivika oa ty fiainan'ity.
     Aleo asina vazovazo ... tononkira.serasera.orgindray lety zalah fa...
    Mahalala vizana iany koa ny lohanlah.
     x2

   De notohizan'ilay bõssiste iany anefa ny adalany e...
   Ka hitany  ny moment d'inertie an'ity tany...
  Ka notadiaviny  . ireo energie cinetiques ...
  Fa mouvement circulaire hono zao no ataontsika ...
De nipoitra moramora tao ingahy trigô..
100 pages telo zao
no efa lany natao bruillon...
Izay nadalo ka naita ilay akama serie c...
De nijery ny asa marika daholo vao nande  ..
sy niteny hoe..
REF






    De notoizan'i




Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Benaja
Mpamaky : 147
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Safidinomenjanahary
Tamin'ny : 20/04/2017 15:43:56
ID : 9378

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo