Satria tiany (Barry's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SATRIA TIANY AHO

Maro be ireo otako tsy hay lazaina Tompo ô
Ny tia rendranrendra aho sy filibana koa
Nefa ianao tsy mba nandao fa nitia ahy koa
Tompo ô!
Satria tiany aho
Satria tiany aho
Dia ekeko ny ho zanany
Satria tiany aho
Satria tiany aho
Dia ekeko ny ho malalany
Efa very aho Tompo ô, no indro hitanao
Tsy nihambahamba ianao nandray ny tanako
Indro ny tananao tsy fohy fa mahavonjy !
Raiko!
Satria tiany aho
Satria tiany aho
Dia ekeko ny ho zanany
Satria tiany aho
Satria tiany aho
Dia ekeko ny ho malalany

GROUPE BARRY’S


A/C:MAMY ANDRIA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Barry's
Vangy : 1757
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MsCorporation
Daty : 16/12/2015 13:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2229