You are here: home > Tononkira > Barijaona

Mamy ny mody (Barijaona)

Mamy ny mody re roy e, mamy
Mamy ny mody re roy e, mamy

Mamy ny mody any aminay
Rehefa ilaozana tahak'izay
Misaraka ela ny tokantrano
Ireo zay tavela manganohano

Mamy ny mody re roy e, mamy
Mamy nytononkira.serasera.org mody re roy e, mamy

Miandry ahy any ilay nosy soa
Raha manina hatrany, oneno ny fo
Manina anefa fa tsy ela nangina
Injao miantefa, modia modia

Mamy ny mody re roy e, mamy
Mamy ny mody re roy e, mamy



Barijaona sy O'Suzah

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Barijaona
Mpamaky : 241
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 12/09/2018 11:37:19
ID : 10966

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo