You are here: home > Tononkira > Barijaona

Akany tiana (Barijaona)

N’aiza tany hitodina n’aiza toera-kilasiana
Iarivo, Iarivo ihany no fodiana tena mamy
N’aiza toera-mahamanina manaitra raha tazanina
Iarivo, Iarivo, Iarivo tiana no Edena hankamamiana

N’inontononkira.serasera.orginona harena toa manintona ny tena
Iarivo, Iarivo ihany no manaitra ny vinany
Fa Iarivo ilay Iarivo
No mitolona ka tsiahivo

N’aiza tany hitodina n’aiza toeran-kilasiana
Iarivo, Iarivo, Iarivo tiana no Edena hankamamiana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Barijaona
Mpamaky : 3734
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 30/08/2002 14:05:44
ID : 930

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo