You are here: home > Tononkira > Barijaona

Iangaviako ianao ry volana (Barijaona)

Iangaviako ianao ry volana ô mahita ny any ho any
Iangaviako ianao sy ny elatrao ny rahona izany
Satriko eny raha ho ekeny
Ny habakabakao sy ny alin'ny tantely hiteny

Manina hono hoe ilay singa-manirery
Mahita hoso-doko
Manatononkira.serasera.orgitra ny foko
Rehefa harivariva ny andro
Hilentika madiva ny masoandro

Etsy kely ange ho afarako ianao ry volana baliaka
Etsy kely ange ho indramiko anio 'ty endrikao sariaka
Mba hitazanako an'ilay namako
Minitra vitsy monja hanaisotra ity onja mafonja.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Barijaona
Mpamaky : 1902
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 04/09/2015 22:38:14
ID : 7740

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo