You are here: home > Tononkira > Barijaona

HO MELOHINA VA NY FOKO (Barijaona)

Ho melohina va ny foko
Raha niantefa taminao
Rotsirotsy safosafo
No natolotro anao
Eny raiso sombin’aina
Tsy antery tsy akory
Raha tsy tianao hangaina
Izany foko oriory

Eny, entononkira.serasera.orgy ho aho ry foko kely
Izay mizaka izao rehetra izao
Mba zakao na mangidy na tantely
Fa any andro hifanena izaho sy ianao

Ho melohina va ny foko
Raha niantefa taminao
Asanao ry nantenaina
Asa izay sitrakao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Barijaona
Mpamaky : 3842
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 13/08/2002 12:20:58
ID : 875

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo