You are here: home > Tononkira > Barijaona

HANINA AN' I NENY (Barijaona)

Manimanina an’i Neny aho izany
Ilay reny tsy foiko nilaozako any ho any
Ilay fola-damosina niankin-drindrina irery
Kanefa dia nilaozako nilaozako ombieny
Nankaiza kosa izany ankehitriny
Fa lavitra no misy azy iny
Mantononkira.serasera.orgimanina an’i Neny aho ry lahy
Ka ory ny fanahy

Rahoviana re ry taona
Hambarao re ry tany
No havelanao hihaona
Fa manina azy aho izany
ILay tambitambiny fahiny
Ny safosafony tsy hamidy
Manimanina an’i Neny aho reroy
Ilay reniko tsy foy

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Barijaona
Mpamaky : 7933
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 07/09/2002 11:48:53
ID : 970

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo