You are here: home > Tononkira > Barijaona

Dina (Barijaona)


Ho anao no ikaloiko izao hira izao
Ho fahatsiarovana ny andro fahizay
Fony izaho sy ianao nivoady ny ho doria
Tsy ho arahina talaho ho hajaina ilay fitia

Tsaroako izany teo amoron’ny farihy
Nanatri-tava tTsiky dia ampyeo ny andiam-borondia
Nanasa antsika mba hisariaka
Hanamafy ny dinan’ny tiana sy ny tia

Tsy ho adino irony loka sy fanamby
Niharo tsiky safosafo tambitamby
Nampiana kalo mba tsy himalo
Tsy ho hatakalo ny rendrarendra izay mandalo

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Barijaona
Mpamaky : 3384
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 06/09/2002 19:16:59
ID : 963

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo