Azafady omeo lalana (Bapasy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AYA E ! YA E !
MIALA TSINY MBA OMEO FITENENANA
AZAFADY OMEO LALANA E....

AZAFADY AZAFADY AZAFADY, MBA MANGATAKA FITENENANA
AZAFADY E, AZAFADY TOMPOKO O !

AZAFADY OMEO LALANA E, MIALA TSINY FA ANDEHA HITENY
AZAFADY AMIN'NY FIHAVANANA E, MIALA TSINY RAY AMAN-DRENY
AZAFADY OMEO LALANA E, MIALA TSINY FA ANDEHA HITENY
MBA MANGATAKA MICRO, HIARA-HANDIHY AMIN'NY PATRON

AZAFADY OMEO LALANA E, MIALA TSINY FA ANDEHA HITENY
AZAFADY AMIN'NY FIHAVANANA E, MIALA TSINY RAY AMAN-DRENY
AZAFADY OMEO LALANA E, MIALA TSINY FA ANDEHA HITENY
MBA MANGATAKA MICRO, HIARA-HIHIRA AMIN'NY PATRON
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bapasy
Vangy : 2448
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dafytahiana
Daty : 25/10/2014 11:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1806