Naniry aho (Ax Grun & Nipsy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
an an!!yeah
Mba maniry otran'ol we mba ho taf
ho lasa patron fa ts lasa sôlafa
nefa hatram'zao miezaka mkiry
aoviana le ora tsy aiko we @firy
mbola manantena foana indray androany e
ho todisoa @le tanjona hirina e
ka ho lavitra jaly,fa tsy itomany
de kobon'lah fa zay le haute quality anatin'le blozaka mainty
matoa zay tonga eto ts iredred
AX-D mvibe vonona anapejy (SWagg Negga)
kôpy elah tsy kôpy
zany ny top
mba naniry otran'messy ho lasa star
vatana kely sakafo tsizarizary
menatra ery ref msika ny tary
revy dega,regime vary

refrain: naniry aho hatrzay ka hatrzw
mba aleotena sy anana asa atao
saingy hatreto akamatatra ny apitso
na le olona hotiavina & antsoina #piso
ooo naniry aho.....

ho tojo falifaly ho lavitra jaly
ka adino hatreo ireo taraina omaly
fa fifaliana foana, fitsikiana foana ny iainanay
yeeah!!naniry aho iaina am-pifaliana
mba ho foana & rava ireo akiviana
saingy hatreto nofy iany zany
fa tena feno fitsapana ny fiainana eto an-tany
naniry aho ny iposan'ny masoandroko
ka horakotra azavana ity tontolon'androko
saingy angamba miandry kely ( saingy angamba miandry kely) (( saingy angamba miandry kely))
fa ny fiainana hono mantsy ((fa ny fiainana hono mantsy))
vahoana aman-tantely ((vahoana aman-tantely))
yeaaaaaahhh.......

refrain: naniry aho hatrzay ka hatrzw
mba aleotena sy anana asa atao
saingy hatreto akamatatra ny apitso
na le olona hotiavina & antsoina #piso
ooo naniry aho..... (naniry aho-naniry aho-naniry aho)
naniry aho hatrzay ka hatrzw
mba aleotena sy anana asa atao
saingy hatreto akamatatra ny apitso
na le olona hotiavina & antsoina #piso
yeah! naniry aho.....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ax Grun & Nipsy
Vangy : 1123
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : axmc24
Daty : 02/04/2016 11:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0739