Veloma (Avoss)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NTsika Tany Am_piandohana
Hifankatia , Iaradia Ho Dory
Ary Nanome Toky FaTsy Hisaraky
Nivoady Teo Anatrehany Zagnahary
Taty Aoriana Ianao Mitady Hivadika
Dia Niteny Hoe Ndao Hisaraka
Nanomboka Teo Tsy Tanteraka Ilay Voady
Hoe Mandrakizay Lay Miara_dia
De Veloma Anao Hoy Ianao
Fa Za Tsy Mila Anao
De Lasa Anao Nande
Tsy Niverina Intsony
De Veloma Baby e
Ka De Mandehana Anao
Fa Za Tsy Itana Anao
Ref: (De Veloma Anao,fa za Tsy Mila Anao,ka De Mandehana,joro e Lalanao) *2
Narary Mafy Ny Foko Vao Nilaozanao
Satria Zah Te Voafitakinao
Fa Ankehitriny Koa Anefa
Efa Nahita Olon_kafa
Ny Fitiavanao Sy Ny Ananaranao
Efa Voafafa
Ka Manantena Ny Hiverina Intsony
Efa Voasolo Ny Fitiavanao Igny
Tsy Manantena Fitiavana Avy Aminao
Fa Ny Fitiavanao Efa Nosoloko Vaovao
Ny Fianako Nijaly
Toa Lasa Falifaly
Satria Efa Nahita Olon_kafa Hamalifaly
Lavitra Ny Jaly
Lavitra Ny Tomany
Tsisy Fahasambarany Otr'izany
Paradisa Eto An_tany
Ny Miaraka Aminy e!
Fa Ianao Tsy Ilaina Intsony
De Mapamangy Any e!
--------
Rohy:
Hevitra
STHDJ ( 08/12/2017 19:59)
Tena Marina
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Avoss
Vangy : 1559
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : avoss Jah
Daty : 02/12/2017 17:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0955