You are here: home > Tononkira > Avoss

Diso (Avoss)

Manaiky Aho Fa Diso,
Ifonako Aminao Piso,
Ka Mamela Ana,
Fa Diso Taminao Zah,
Ny Adalako Rehetra,
Tantaraiko Aminao Tsy Voatanisa,
Fa Ny Tanjoko Ny Fiainantsika Hiova Paradisa,
Tsapako Fa Maro Ny Ratsy Nataoko
Ka Mangataka Aminao ,Mba Mamela Ahy Fa Marary Koa Ny Ato Am_poko
Mijaly ,marary  Rehefa Tavela
Raha  ilaozanao
Nisotro Toaka, Mifoka Sora
Mba Miangavy Anao Zah ,Mamela Ana ie!!

Ref: mifona Aho  *2
  Mba Miangavy Anao Zah
Mamela Ana

Raha Ny Ratsy Vitako
No Andehanantononkira.serasera.orgao
Mijanona Fa Aleo Zah No Andeha
Satria Zah Ny Diso Fa Tsy Ianao Baby e!
Diso Tanteraka Aho Satria
Nony Ratsy Vitako Nahatonga Anao Nandeha
Ny Fitiavanao Tsy Voafafa Sagnatria
Ato Ampoko Foana Ana Tsy Ho Voafafa
Tsy HAsoloko Olon_kafa ,ny Anaranao Tsy Voafafa
Raha Toa Ka Sagnatria Misy Ny Fisarana,
Lazaiko Aminao Androany
Hiova Androany De Androany
Fa Ianao Tsy Foiko
Ary Tsy Hosoloiko
Manomboka Androany,efa Olombaovao
Ka Matokisa Anao,fa Tsy ampijaly Anao
Tanteraka Gne Voady
Iaradia Mandramatyyyy

Hevitra mandeha

STHDJ (08/12/2017 19:49:08)

Tsara Be

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Avoss
Mpamaky : 140
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : avoss Jah
Tamin'ny : 03/12/2017 10:58:57
ID : 10205

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo