You are here: home > Tononkira > ASKIN

seranay sy valy (ASKIN)

"Allo"
Allo
Salut ma mignione
Tianao ve ny fihaonantsika androany sa tsy bonne
"Oh tsy izy ity fa zandriny ah"
Oay legoninaa ah
"Nirahan i Papa izy dia tsy nitondra phone"
ZANII I
Azafady iza moa ny anarandry?
"Heihein"
Mba tiako ho kobo mantsy
Fa zao ny anah Randria
"Anh?"
Laingako izany fa Askin manko eh@!
"Ianao izany ilay notantarainy hoe mpanakanto e"
Eny akia
"Din; za tsy tia an reny
Be vehivavy be mantsy hono ireny ozizy Neny"
Aiza koaa!
"Hita koa sady izay betononkira.serasera.org pataloha
Raha zah aloha zokinay
Dia aleoko ihany ilay taloha e"
Fa ohatran iza izany e?
"Izany ny vedety e
Tompona villa anankiray eo Besarety
Tompon ny karate izy sao mihevitra ny higety a!"
Kozy ve?
"Tapao kely aloha fa antsoina vetivety ah"

Oh babe zandrinao asiavo bedy
Fa ny fiainana tsy vitan ny rendrarendra fotsiny ihany
Oh babe zah anie tsy mirediredy e!
Fa ny vola tsy miteny
Rehefa miala ety an-tany

Mba saino ihany

Allo
"Wi"
Dia ahoana amin izay kkia
Afaka miresaka amin izay tsiky

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ASKIN
Mpamaky : 427
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : fneery
Tamin'ny : 11/09/2017 19:45:37
ID : 9987

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo