You are here: home > Tononkira > Asaph

Teo imasonao (Asaph)

Inty aho mivalo anao ka mitaraina
Fa efa nanao izay ratsy teo imasonao
Voaloto ny foko, petimpetina ny fanahy
Mba sasao, raha toa sitrakao

Inty aho mivalo anao ka mitaraina
Fa efa nanao izay ratsy teo imasonao
Voaloto ny foko, petimpetina ny fanahy
Mba sasao, raha toa sitrakao

Tsy hamerina intsony aho e
Henoy ny fifonako,
Nanenenako avokoa ireo ratsy izao nataoko
Tsy hamerina intsony aho e
Henoy ny fifotononkira.serasera.orgnako,
Nanenenako avokoa ireo ratsy izao nataoko
Teo imasonao Jesosy, teo imasonao

Inty aho izay efa nania tokoa
Hiverina aminao re ka mba hamindrao fo
Raha ny fahatezeranao tsy ho zakako
Hanaro aho amin'ny fitiavanao

Tsy hamerina intsony aho e
Henoy ny fifonako,
Nanenenako avokoa ireo ratsy izao nataoko
Tsy hamerina intsony aho e
Henoy ny fifonako,
Nanenenako avokoa ireo ratsy izao nataoko
Teo imasonao Jesosy, teo imasonao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Asaph
Mpamaky : 11664
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : boutchiiie
Tamin'ny : 20/05/2014 10:36:54
ID : 6569

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo