Ity taona ity (Asaph)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity taona ity e dia taona fiakarana ho antsika
Ho fandresena amin'ny fanompona fa ho amin'ny fanahy masina
Ity taona ity e dia mbola taom-pitahiana ho antsika
Ho amin'ny zava-panahy sy amin'ny maha-olona dia hiboiboika tsy mety ritra

Ny fianam-bavaka, ny fanantenana ary ny finoana
Ny fitiavana, ny fifandeferana satria iray no fiantsona
Fananganana, fanohanana ary fifampizakana fahalemena
Fihavanana, fitiavana no ao anatin'ny fanetrehan-tena

Ity taona ity e dia taona fiankarana ho antsika (ao @Jesosy)
Ho fandresena amin'ny fanompona fa ho amin'ny fanahy masina
Ity taona ity e dia mbola taom-pitahiana ho antsika
Ho amin'ny zava-panahy sy amin'ny maha-olona dia hiboiboika tsy mety ritra

Ho taom-pitahina
ho eo amin'ny manodidina ahy sy amin'ireo havako e
Ho taom-pitahiana
Hitory sy hanambara ny fahasoavany mba ho afaka amin'ny fahamaizinanana izy
Ho taom-pitahiana
Dia ho ireo lalana fahamarinana, fahamasinana isika
Hanamafy ny fifankatiavana sy ny firaisan-kina isika
Amin'ity taona ity

Ity taona ity e dia taona fiankarana ho antsika
Ho fandresena amin'ny fanompona fa ho amin'ny fanahy masina
Ity taona ity e dia mbola taom-pitahiana ho antsika
Ho amin'ny zava-panahy sy amin'ny maha-olona dia hiboiboika tsy mety ritra

Ho taom-pitahina
Hitombo ny fanjakana sy miozotra
Ho taom_pitahiana
Hitombo ny fiderana sy tahotra
Hiazakazaka hatrany eo amin'ny didy e
HiTandrina f'izany no fanalahidy e
Hiazakazaka hatrany eo amin'ny didy e
HiTandrina f'izany no fanalahidy e

Ity taona ity e dia taona fiankarana ho antsika (ao @Jesosy)
Ho fandresena amin'ny fanompona fa ho amin'ny fanahy masina
Ity taona ity e dia mbola taom-pitahiana ho antsika
Ho amin'ny zava-panahy sy amin'ny maha-olona dia hiboiboika tsy mety ritra

Ity taona ity e dia taona fiankarana ho antsika (ao @Jesosy)
Ho fandresena amin'ny fanompona fa ho amin'ny fanahy masina
Ity taona ity e dia mbola taom-pitahiana ho antsika
Ho amin'ny zava-panahy sy amin'ny maha-olona dia hiboiboika tsy mety ritra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Asaph
Vangy : 4909
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : boutchiiie
Daty : 25/03/2014 15:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.072