You are here: home > Tononkira > Asaph

FAHENDRENA (Asaph)

Tadiaviko mihoatra noho ny tena fitady volamena
Katsahiko mihoatra noho ny tena fikatsaka harena  
Tiaviko sy torotoroiko ato am-poko
Fahalalako sy fahazavako, ka hampadrosoiko.

Tadiaviko mihoatra noho ny tena fitady volamena
Katsahiko mihoatra noho ny tena fikatsaka harena  
Tiaviko sy torotoroiko ato am-poko
Fahalalako sy fahazavako ka hampadrosoiko.

Eo amin'ny fiainako, maraina atoandro, hariva
Eo amin'ny fiainako, mamanton'alina...
Eo amin'ny fiainako, maraina atoandro, hariva
Eo amin'ny fivavahako, mamanton'alina...


ô ô ô Tiako, ho andefomandriko i Jehovah
Ny voalohany lasanao...
ô ô ô Tiako, ho andefomandriko I Jehovah
Ny voalohany lasanao...
ô ô ô Tiako, ho andefomandriko i Jehovah
Ny voalohany lasanao...
ô ô ô Tiako, ho andefomandriko i Jehovah
Ny voalohany lasanaoooo...

Ny Fahendrena, Ny Fahendrena, Ny Fahendrena, Ny Fahendrena.
Ny Fahendrena, Ny FahendrenaTsiky dia ampy, Ny Fahendrena, Ny Fahendrena ôôô...

Marina avokoa izay rehetra aloaky ny vavany,
Tsy misy fiolakolanana na fitaka ao aminy,
Azy ny fisainana sy ny fanambinana,
Izy no fahalalana ary izy no manan-kery!

Ao aminy ny harena, sy ny voninahitra,
Eny ny harena mateza...
Ao aminy ny harena, sy ny voninahitra,
Eny ny Fahamarinana...

Mbola tsy hary ny làlana, dia efa teraka Izy,
Mbola tsy hary ny havoana, dia efa teraka izy,
Ilay efa voatendry hatramin'ny fahagola...
Dia vita marika mahatoky teo anilan'i Jehovah!

ô ô ô Tiako, ho andefomandriko i Jehovah
Ny voalohany lasanao...
ô ô ô Tiako, ho andefomandriko I Jehovah
Ny voalohany lasanao...

ô ô ô Tiako, ho andefomandriko i Jehovah
Ny voalohany lasanao...
ô ô ô Tiako, ho andefomandriko i Jehovah
Ny voalohany lasanaoooo...

Ny Fahendrena, Ny Fahendrena, Ny Fahendrena, Ny Fahendrena.
Ny Fahendrena, Ny Fahendrena, Ny Fahendrena, Ny Fahendrena eee...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Asaph
Mpamaky : 4695
Mpakafy : 5 Ankafizo
Nampidirin'i : l2arakotovelo
Tamin'ny : 13/09/2014 16:37:15
ID : 6717

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo