Mahatsiarotsiaro (Art'Jah Music)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
matsiaro anareo zay ati atany lavitra ka mihirahira ee dada sy neny
mba salama tsara ve nareo any sa hoe misy manavy
fa zay mbola tsara ee mbola tsara ee
fa zay hoa ty mieritreritra anareo ka tsy mety tafandry fa tsy mety tafandry eee
(fa indray andro any)
bridg(x2)
fa indray andro any hoa
mbola ho avy ilay andro mamiratra ee
ho avy ilay andro mamiratra ee
andro mamiratra ee
(hiadana nareo ooo)
refr
fa malahelo any aho tsy tafandry ee
mahatsiarotsiari anareo eee
dada sy neny eee
tsy maintsy mitady aminy fiainana raha te ho tafita ee
tsy maintsy mitady aminy fiainana raha te ho tafita ah

and2
ory papa sy mama za malahelo eee
malahelo tsy anilanareo eee
nefa tsisy azo atao eee
nefa atao aona fa tsy maintsy miafy
tsy maintsy mikandra raha mba te ho tafa
tsy maintsy miady fa vola fitady fa te mba hitovy aminy zanakin hafa eeee
bridg(x2)

refr....

and3
tsy mahita ny salovatavanareo re ti zanakareo ka dia malahelo
te iteny aminy pata hoe za manimanina ny any atanana fa mba atero
saingy za tsy atoro
na oe atory fotsiny aminy fiainatsika efa mafy be
za tsy mba tafatory fa mahatsiaro ny any atanana hoe mafy be
zay no mahatonga anah iketrika papa
mba inana baba
zay no mahatonga anah iketrika mama
mba ahita ny mamy ee
ny hakivina tsy maintsy resena mila mamaly valibabena
za makatoa dia maneho fahendrena indray andro any hifanena
refre.....(x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Art'Jah Music
Vangy : 1126
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Jriih
Daty : 17/12/2017 10:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1866