Efa lasan'olo (ar'son)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Neny nahoana no dia mifamitaka tahaka izao
ny fiainana ity efa sarotra nefa ianao manao ny atao
sa zaho ve mihintsy no tsy mahavita azy
dia lasa ianao mande manalazy
variana amin'ny gouté gouté isan'andro
de manary an'ny ato an-tanàna
efa hainao iany anie
fa ny bandy anie
mandeha mitsakaraka
mitady izay mety etsy sy eroa
ianao nefa kay en couple!!! hum
dia gaga dia gaga ny eto an-tanàna
hoe lasan'olona fa tsy voatana
henatra ny ahy(×2)
fa atao ahoana moa

nakaiza tanteliko teto ooo!!!
lanin'ny vitsika ooo!!!
vitsika inona ooo!!!
vitsi-kambo ooo!!!

refr:
efa lasan'olo izy e
any izy e!!!(×2)
tsy afaka hanao inona e
f'efa an-tanany hafa e

Rehefa nande teny ny andro sy volana
hitako ianao nifamihina
zaho mody adala kanefa mahakobo
f'efa lanin'ny saka ny trondro
nitamberina an-tsaiko daholo
izay vita rehetra antsika taloha
ny mety amina aloha mivoaka ny ville
fa rehefa any aho tsy kôpy ninoninona
akoho tsy naneno efa lanin'ny kary
hihinana ihany dia ambina vary
sisan'i koto efa tsy afaka intsony
aleoko mba libre kely aho aloha
afaka afaka afaka aho aloha
afaka afaka ny gadrako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ar'son
Vangy : 1625
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hajaarhihantraarson
Daty : 19/02/2017 20:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0736