You are here: home > Tononkira > Aron Mahandry

I Neny (Aron Mahandry)

I Neny ilay masoandro iray loharano nipoirako
Izy lay nitantana ahy na sarotra ny diako
Tsy mamela ahy irery ianao ,fa manampy ahy hatrany
Teo foana ianao,tsy mba nandao na tsiky na tomany
  

Ka aminizao anio izao,asandratro ny lohako
Hidera ilay Jehovah Ray ,t@  nanolorany anao ho ahy
Ka mangataka fitahiana aho,ho anao ry neny ô
Lay Tompo be fitia anie hamaly soa anao

Neny,inty ny zanakao e,misaotra mankasitraka a,
t@ soa nataonao
ooooo Neny lehibe lay fitiavanao ,tokana tsy manampahaTsiky dia ampyroa

NEny ilay nanitsy ahy raha sendra diso lalana aho
Tsy namela ahy hitanondrika raha sendra kivy sy nitalaho
Ka nanoro ahy fOna e,aminizay rehetra atao hoe
“ankino @Andriamanitra,ny zavatra rehatra kasainao”

     Ka@izao anio ,ambarako eto anatrehanao
     Matokisa ianao,fa izaho anaraka hatrany reo anatrao
     Fa na inona mihatra e,dia izaho mitondra ambavaka anao
     Ka ilay Andriamanitra anome ny fahasoavany ho anao
Ref:...................................
    
         Aron Mahandry
          13mai2018

Hevitra mandeha

mahandritiana (05/07/2018 17:32:31)

Nosorotana ho an'ireo Neny Rehetra tamin'ny fetin'ny Reny 2018

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Aron Mahandry
Mpamaky : 78
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mahandritiana
Tamin'ny : 05/07/2018 17:58:43
ID : 10712

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo