Te ho domelina (Arkenjil&Lamou;)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Interlude:
Arkenjil...Lamou...eto am Mic...represente boto mada...yah! yah! Yah!

Couplet 1 Arkenjil:
Malaza amzao,npi sy ny moly
Zé te ipaika mpaika daoly
Mrogantra anatiny doroka jiaby mfoka daoly na joba na bandy
Fa te ho be sandry mba tsy azo tsindrina
Ze tsy mahazaka manao abibina
Ho any mazaka be fitsika nkofa mataty efa ankavitsina
Fa tsy omena tsiny mba maka kely
Tsy mahay mianinkazo iany lasa mianjera
Zé tafalatsaka ao no msera
Drogue amzao tsy mfidy coulera
Asiny daoly na fotsy na gena
Ntava amzn ila ivadik horera
Fa vo tafahona samy pekama d raikitra ndray cu sec ray vera
Malaza vorara enjehiny lalanà
Nsetroka moly mameno tananà
Fa mbola mfoka mbola mgoka na mterak aretina am fahasalamana
Anisany zany nsainlah,anisany atinlah
Fa tsy afaka miala na zavatra ratsy fa efa mkorina anatinrà
Fa tsy aiko ra za ve no diso fijery
Fa lasa me maro nvava mteny
Oe olona very mfoka anreny
Nefa tsy quoi fa hoaniko rery
Fa ratsy sy fery ty mapa domelina
Aiko tokoa fa mteraka nenina
Fa refa maty d zay d amen
Fa amna ty manampy npenina
(Yeah! Ty manampy npenina...)
Be panakiana,be reo pangarika
Refa mandalo zay be mahatsikaritra
De maka sarotra,misy nsafotra
Pozinay mantsy otriny olona idaroka

Refrain: (x2)
zay zao mandry atatatra tsisy mananatra tsisy manoro
(nfiainana eto mamay otraotrany afo mandoro)
Refa misy blem d nkofa no votorotoro
(tsy oe kely maso lazaina fa mapataoatra mampihorohoro)

Couplet 2 Lamou:
Vo mifoha vo maraina de mtady sigara ho doran a!
Tsis ptsinjo zay tsis panampy fa irery ianjadiny olan a!
Mtobo ntaona sy volana fa ny eo ian mverina
Ny olona sasany mtsara ivelany afa mints nfjeriny a!
Oe za uny le pidomelina a!
Le patory any ambany tunel a!
Ra mis pkozy oe pvarilava fa atreto aloha za mbola vel a!
Fiainako dur ra ts ainlah,tsy maintsy mtsaka fa soldat
Ngoma alikola d setrok a!
Isanandro io arahana vodka
Kely vodona ptiavan ve d nanjary ty andrakandran a
Miaina anatiny mazana,tsy mety maita fahombiazana
Fa efa nlaozany namana s havan a
Zareo efa lasa korazan a
Mtombo ntahany chomage
Vola ts manana na d majy
De ts maintsy courage mtady travy
De miantoka revy avieo ze mahazo
Ho mamo tampona amzao nkajy
Te amono eritreritra fa mafy ny ady
Dozi2 d matory oazy
Lasa tatatra atram vady
Fa refa mlam,aza koratan,manjar mvoka le maha jiolam
Manjar mvoka le toetra ts vanina
Fa nreviny bandy tsy ho afak ajanina
Fa refa mlam,aza korotan,manjar mvoka le maha jiolam
Manjar mvoka le toetra ts vanina
Fa nreviny bandy tsy ho afak ajanina

Refrain: (x2)
Zay zao mandry atatatra tsis mananatra tsis manoro
(nfianan eto mamay otraotrany afo mandoro)
Refa mis blem d nkofa no votorotoro
(tsy oe kely maso lazaina fa mapataoatra mampihorohoro)
--------
Rohy:
Hevitra
Arkenjil.music ( 25/05/2017 14:41)
io hira io de mlaza ny mahatonga any tanora irona anatiny zava maha-domelina
Sur! Rap gasy io an! ;)
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Arkenjil&Lamou;
Vangy : 1734
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Arkenjil.music
Daty : 25/05/2017 14:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0724