tsiambararoa (Arione Joy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antsika sy ianao ihany ireny
Antsika sy ianao ihany ireny
Fantatro ny toetranao fa tsy mba hiova izany
Na firy taona aza ilay niarahan-tsika
Na dia mandefitra aza izany rehefa mitomany
Tsy ho lazaiko an'iza ilay fiarahan-tsika
Tsy ho be tati-bolana @dada sy mama ah
Tsy ho be tatasika @fiarahana
Rehefa mifanazava d'efa samy cava
Tsy hakana lagy dia tsy asiana monimonina
Zah rehefa tezitra mivadika biby eh
Dia mba iza no tin'lah
Le kozy avoka aloha mahaiza misafidy eh
Teneno anah, teneno anah izay tinao sao tsy vitako oo
Dia mba mailo elah fa raha toa fifamaly lava otr'zao aloha tsy tantiko
Antsika sy ianao ihany ireny
Tsy ho lazaina an'iza² fa tantaran'olon-droa
Antsika sy ianao ihany ireny
Na dia misy manakiana tsy iasana loha
Antsika sy ianao ihany ireny
Ilay koa ilay tsiambara-telo
Antsika sy ianao ihany ireny
Oooo, oooo
Idio hoa ilay varavaran-kely
Fa mangatsika loatra any ivelany any
Tadidinao ve tsika t@mbola kely
Ilay vohidy fona tany antoko-tany
Ianao to de latsaka nahita anah menamenatra
Fa tsy mba hoe nalaina enao
Iny aloha tsy lazaina n'iza² fa ho antsika roa irery ihany
Izay angamba
Satria fomba mangina, fomba mangina
Tsy votery ilaza an'iza²
Ndao hafanaiina fandrina, ho hafanaina fandrina
Fa rehefa miady anie tsy votery ho tia
Wo wo wo wo wo
Ka dia ho tsiambara telo, tsiambara telo
Tsy ho lazaina an'iza² ilay tantara antsika roa
Fa antsika sy ianao ihany ireny
Tsy ho lazaina an'iza² ilay tantaran'olon-droa
Antsika sy ianao ihany ireny
Na dia misy manakiana tsy iasana loha
Antsika sy ianao ihany ireny
Ilay koa ilay tsiambara-telo
Antsika sy ianao ihany ireny
Oooo, oooo
Fa antsika sy ianao ihany ireny
Tsy ho lazaina an'iza² ilay tantaran'olon-droa
Antsika sy ianao ihany ireny
Na dia misy manakiana tsy iasana loha
Antsika sy ianao ihany ireny
Ilay koa ilay tsiambara-telo
Antsika sy ianao ihany ireny
Oooo, oooo
Koloina
Jonathan
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Arione Joy
Vangy : 6732
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Jonathan007
Daty : 14/04/2017 08:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2412