Mialy (Arione Joy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny masoandro sy kintana lay zazavavy iny
Amnazy ny atsarana tsy fahitako
Anatin' ny eritreritra ana eny ambony fandriana
faniriko izy anjarako
any anaty nofiko any mbola izy miteny
ho anjaranao za an,anilanao za a an
anilanao misy ilay fitiavana iandrasako hatamin'izay
ankaikinao misy le love
uhm uhm uhm,enao my girl ,my life e e e

(refrain)
any aminao lay vatako iny
any aminao lay nofoko iny
any aminao lay fitiavako iny; Mialy ee

ka ampindramo ana vetivety
lay tananao mitsotra mba hiaraka mizotra makany
tsika mtsam, mba ho iray ihany
fitiavana mafana isan'andro
tsy ho isy andro maloka isan'andro
anilanao lay volana sy kintana isan'andro
lasako ny masoandro satria ianao lay tara-pahazavana
lasako ny kintana satria ianao lay mamiratra ny androm-piainako

ho anao ho anao an an...
ho anao ho anao Mialy eeee

ref...2X

tsapanao fa mafana (tsapanao fa mafana)
lay anilako gyal (lay anilako gyal)
tsapanao fa mafana
lay anilanao Mialy
fitiavana masika no entitska mtsam
miady isan'andro miady isan'andro
ravaky ny lalana tokoa
lay fiarahantsika roa
de tsika ameno ny tany :Mialy eee

ref...2X

yeah yeah,hitanao zany nahafinaritra
mbola be dia be ny hahafinaritra dia andao iaraka

gyal, Mialy ,elle
la vie est belle avec elle
de mba omeo amzay rangah le num a
... ... ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Arione Joy
Vangy : 16119
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : 3mcman.katal
Daty : 05/06/2015 18:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0864