You are here: home > Tononkira > Arione Joy

Bad Man (Arione Joy)



Aza tsarana ivelany ah wa Za ry kiala kely
Somary madiditra za fa mety misy love a
Hitondra hamamina Za sy hivimbina tantely
Sanatria be resaka sy manao fika nofa
Aza maka lagy am resaka fiakanjo
Za  ne wa tsotsotra fa somary lava volo o
Hitanao mba mitaingy tamboho isaky ny atoandro
Aza manahy fa bandy zay mahavita mikolokolo o
  ????
REF : Dia ianao iny e *2
           Ianao irery anie nahavita nanakiana ah
           Ianao iny e *2
           Mba manana fitiavana ah f'aza tsaràna ivelany ah
          K'aza atsoina hoe bad man Za gyal e
          Aza atsoina hoe bad man ndray Le boy
          Aza atsoina hoe bad man Za gyal e
          Atsovy hoe bandy RastaTsiky dia ampyman Mila looove*2
????
Ekeko fa maha menatra anao
Na ny hitantana ny tanako o
Rehefa tsika sendra miarak @ akama
Za tsy naka lagy Za tsy nanisy olana fa fiainana daholo zaaany hoa!
Ny ao atanàna Aza tsy kopy hoe mba izy ary Le bandy
Sao dia mba tanora tsisy ilaivana azy
Papa sy mama manakiana fa sao dia simba ny hoavy
Zay ne wa lehilahy mba manana anabavy
??
REF

Dia! Iaraha malala anie
Ianao tsy hikaraka ny ananana e
Fa ,na ny papandry Aza mandihy reggae
Na ny mamandry Aza mbola mandihy reggae
Ka tandremo*3
Aza manambany+3 fa tandremo
Dia sahindry ve hoa ny hitondra anah eny am'le papanao sy mamanao aloha ra gyal e
Satria Za lazainao nofa, lazainao kofa lazainao rastaa!

REF??????????

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Arione Joy
Mpamaky : 4775
Mpakafy : 4 Ankafizo
Nampidirin'i : romeodaurin
Tamin'ny : 15/07/2017 09:10:38
ID : 9773

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo