You are here: home > Tononkira > Ariane

Tokantrano soa (Ariane)

Na miadiady izay roa,
Mifamela ihany koa
Na mifamaly izay roa,
Tsy hifanao andolom-po
Ny fototra hiorenan'ny fitiavantsika roa
Dia toy ny vato mafy orina tsy mba mety ho loha

Ref:
Tokantrano soa,
Tsy mba miovaova
Izay rehetra natao,
Dia teo foana ianao
Tsy mba nandao ho ahytononkira.serasera.org irery,
Fa tokantrano soa
Mijoro foana foana hatramin'izay

Fa izahay tsy ho rava,
Na dia maro mpankahala
Ny fiainanay dia mizotra,
Tokantrano sambatra
Ny fototra hiorenan'ny fitiavantsika roa
Dia toy ny vato mafy orina tsy mba mety ho loha

Ref:

Fa tokantrano soa, dia mamy tokoa
Ny fiainanay

Ref:

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ariane
Mpamaky : 3032
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : manoa1
Tamin'ny : 14/03/2017 19:02:52
ID : 9237

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo