Ny fahatokisanao (Ariane)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nataoko 'zay rehetra hifalianao
Na dia tsiky kely, tsy namianao zaho
Nataoko 'zay rehetra hambabo ny fonao
Kitakita lava fô raha mahazo zaho
Aza adino, ny fahatokisanao no ilaiko
Matoky f'izaho tsy hanary anao zegny

Zaho aty mankafy
Ny fahatokisanao no ilaiko,
Nefa saignanao simbain'ny hafa
Zaho aty mankafy
Amboaro tsara ny fijerinao
Fa ny fahatokisanao, no itiavako anao

Teny kely no atsipiko aminao
Kely nefa hanatsara ny fiainanao
Raha te ho sambatra tokoa ve ianao
Ataovy tsara ny fomba fijerinao
Aza adino ny fahatokisanao no ilaiko
Matoky f'izaho tsy hanary anao zegny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ariane
Vangy : 15771
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 17/07/2016 12:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0742