You are here: home > Tononkira > APF TANGAINA

Handeha re ! (APF TANGAINA)

Andeha re! andeha hiaraka
hanova izany lalam-piainana
hitady ny fahamarinana
sao hitondra, sao hitondranao fahoriana

Ref : tsarovy ary tadidio
fa amintononkira.serasera.org,io lanitra io
misy hery tsy hitanao
hanamapy anao tokoa
anao tokoa

fa na ny ory na ny manana
tsy hahita izany fiadanana
mbola ho ela vao ho tafarina
raha toa hilafika ny marina

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : APF TANGAINA
Mpamaky : 251
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : niaink
Tamin'ny : 09/12/2017 11:27:53
ID : 10210

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo