You are here: home > Tononkira > APF TANGAINA

FANAHY O!! (APF TANGAINA)

Fanahy o!meteza ianao
hanavao ny fo sy toetranay
ny asa izay ho tanterahinay
sarotra ka mila ho kivy izahay
ianao no hery hiankinanay

(v)aron'ny mino sy izay mandre ka mankatoa ny Tsiky dia ampydidiny sy ny làlany,manaiky fa ny fanahy no nanaovana batisan-tsika ho tena iray ao amin'ny Jesoa mba hamonjena antsika noho ny fitiavany
(L) pam pam, pam pam

(L,V) ny fanahiny tsy miova anio sy mandrakizay

Hevitra mandeha

goodnssgirl (01/07/2017 14:30:12)

How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : APF TANGAINA
Mpamaky : 326
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : fahfa
Tamin'ny : 06/06/2017 16:46:29
ID : 9697

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo