NY FITIAVANY (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahotana izay vitanao, dia hadio tokoa raha manaiky ianao,
Fa NY ràny soa no hanadio izany fo
izay no fanavotany.

Ref: FITIA , TENA FITIA
Nomen'i Tompo tia
Ho antsika izay nania
NY fitiavany....
NY ainy tokany no natolony...
Ny rà nalatsany, tany kalvary.

Izay enta-mavesatra, efa nolanjainy sy noentiny
Fahorianao ve? Henjika sy latsa koa
EFA zakany avokoa

Faniriana tsara anananao
Raha napetraka teo Aminy
Toky ho anao, ho tanteraka tokoa
izay no nifantsihany.

Akafa Ambatolampy
A/C Samson Rakotoarivelo vol: 1
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)
Vangy : 874
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antsanny
Daty : 03/08/2018 13:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.072