Fanekem-pinoana (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)

Fanekem-pinoana

Tsy ny sitraponay na ny safidinay
No antony anarahanay anao Jesoa
Tsy ny sitraponay na ny safidinay
No antony anarahanay anao Jesoa
Nivarimbarina tety an-tany Ianao
Mba hanadio ny fo sy hanavotra fanahy
Nivarimbarina tety an-tany Ianao
Mba hanadio ny fo sy hanavotra fanahy
Ka tsy kisendrasendra ny nanolorantena
Fa rariny raha manompo Anao izahay
Ka tsy kisendrasendra ny nanolorantena
Fa rariny raha manompo Anao izahay


Fa maminay sy telinay ny fitantananao anay
Tombom-pitia izay nomenao ny avotrao Ray

Atolotray ho Anao izao ny tena sy fanahinay
Ka ny anton'ny iainako ety
Dia Ianao Kristy

Atolotray ho Anao izao ny tena sy fanahinay
Ka ny anton'ny iainako ety
Dia Ianao Kristy

(interlude)

Ka n'inona hiseho na inona hidona
Dia mbola hatoky foana tsy hanary finoana
Ka n'inona hiseho na inona hidona
Dia mbola hatoky foana tsy hanary finoana
Satria mahalala fa izay latononkira.serasera.orglovana
Dia hitaizanao mba ho tonga Mpandresy aho
Satria mahalala fa izay lalovana
Dia hitaizanao mba ho tonga Mpandresy aho
Raha ho avy ny andro izay hakanao ahy ety
Tsy hisalasala intsony fa roso izany dia
Raha ho avy ny andro izay hakanao ahy ety
Tsy hisalasala intsony fa roso izany dia



Fa maminay sy telinay ny fitantananao anay
Tombom-pitia izay nomenao ny avotrao Ray

Atolotray ho Anao izao ny tena sy fanahinay
Ka ny anton'ny iainako ety
Dia Ianao Kristy

Atolotray ho Anao izao ny tena sy fanahinay
Ka ny anton'ny iainako ety
Dia Ianao Kristy

Fa maminay sy telinay ny fitantananao anay
Tombom-pitia izay nomenao ny avotrao Ray

Atolotray ho Anao izao ny tena sy fanahinay
Ka ny anton'ny iainako ety
Dia Ianao Kristy

Atolotray ho Anao izao ny tena sy fanahinay
Ka ny anton'ny iainako ety
Dia Ianao Kristy

******************************************************
Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana
Mpamaky : 51
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Vutus14
Tamin'ny : 10/10/2018 15:53:49
ID : 11033

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo