Fanahy Masina (Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°) Ry Mpampianatra ô midina eto Ianao
Mba hanazava aminay ny si tra kao
ny teny Masinao ry Ray
torianay izao
hitoe tra am-ponay izay mandre,
izao tontolo izao

2°) Fanahy masina ô faingana Ianao
mba hanadio indray ny fonay ho vaovao
ho tanimboly tsara, handray lay hafatrao
Hamoa zato heny,
Ho voninahitrao

A/C: SOLOFOARINAIVO Andoniaina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A)
Vangy : 1343
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : s.aina
Daty : 29/11/2016 13:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1714