Baiboly (Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A))


Ny Baiboly anie ro lahy e! (ny Baiboly)
Da tenin-dRagnahary Ray e!
Fa nodora fa tsy may e! iehe!
Tsy levona mandrakizay e!
Boky manambara ny marina
Oy ehe!
Boky manambara ny marina


Ref:
Raiso ka vakio ny Baiboly e!
Fai o no torolala soa
Tenin-dRagnahary
Ro agnatiny aTsiky dia ampyo e
Tsisy vandy e, tsisy fitaka e!


Ny tenin-dRagnahary e!
Mampahery e (iehe! Iehe)
Teny soa mampagnategna
Famonjena (iehe! Iehe!)
Tsy mila basy, tsy mila antsy
Fa ny tenin-dRanahary ampy e!
Tsy mila basy, tsy mila antsy
Fa ny tenin-dRanahary ampy e!
Raiso…(x2)

A/C:ANDRIANJAKANIRINA Manantsoa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A)
Mpamaky : 557
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : s.aina
Tamin'ny : 29/11/2016 13:31:58
ID : 8990

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo