You are here: home > Tononkira > Antsan'i Fenomanana

Ny eo akaikinao (Antsan'i Fenomanana)

1 - Ianao ilay mpankahery      
     Mitantana ny dia
     Miantso ireo izay very
     Mbola maniasia
     Fitiavana tsy ritra
     Mamelona Fanahy
     Katsahiko isan'andro
     Fa fandresena ho ahy

Ref : Asandratro eto izao Tompo o
          Ny voninahitrao
          Ravoravo ny fTsiky dia ampyo izay honenanao

2 - Ianao ilay mendrik'aja
     Manetry tena am-po
     Mpanjakan'ny mpanjaka
     Andry hiankinako
     Ny voninahitrao
     Mamirapiratra
     Katsahiko isan'andro
     Fa fandresena ho ahy

Ref : Asandratro...



Antsan'i Fenomanana
Aut/Comp : RANDRIANARIJAONA Henry





Antsan'i Fenomanana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsan'i Fenomanana
Mpamaky : 88
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : FetraRAN
Tamin'ny : 12/04/2018 08:35:40
ID : 10540

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo