You are here: home > Tononkira > Antsan'i Fenomanana

MANAOVA RE NY MARINA (Antsan'i Fenomanana)




1- Fa nankaiza no toa adino tsy tsaroana
Toa nanjavona natelin’ny fandrosoana
Ireny harena sarobidy navelan’ny Razana taloha
Zary maty, natory tsy nifoha

2- Izao anefa no tsarovy
Mpivahiny izaho sy ianaoTsiky dia ampy
Izao rehetra izao anie mora miofo
Mbola ho avy ilay andro
Hiantsoany anao indray

3- Ka aiza re no hisy toerana mangina
Hiafenanao ny tavan’ilay nahary ?
Indrisy nofy izany!
Fa raha mbola velona amin’ity tany ity
Manaova ny marina.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsan'i Fenomanana
Mpamaky : 1429
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : RNJP
Tamin'ny : 28/10/2004 03:59:38
ID : 2685

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo