You are here: home > Tononkira > Antsan'i Fenomanana

KRISTY VELONA (Antsan'i Fenomanana)





1- Endrey ny fitiavanao
Nasehonao niharihary e!
Nomenao ho sorom-pamonjena
Ny Zanakao tokana
Ka ny fasana aza
Efa noreseny
Satria efa voasoratra fa :


REF: “Aleloia, Aleloia
Nahoana no aty amin’ny maty
No hitadiavana ny vtononkira.serasera.orgelona
Efa nitsangan-ko velona Izy,
Koa mifalia, miravoa.“


2- Tsy orim-piadanam-po
Izay mifefy Aminao e!
Nomenao ho sorom-pitiavana
Ny Zanakao tokana
Mba tsy ho very
Izay mino Anao
Satria efa voalahatra fa :


Volume 2 « NY FIANGONANA NO FIOMBONANA »

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsan'i Fenomanana
Mpamaky : 1592
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : RNJP
Tamin'ny : 28/10/2004 04:17:11
ID : 2693

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo