You are here: home > Tononkira > Antsan'i Fenomanana

Fa teo Ianao (Antsan'i Fenomanana)

1 - Na mafy aza ny manjo
     Ka mitanondrika ny loha
     Teo Ianao tsy nisasatra niaro ahy
     Tsapako ao anatiko ao
     Ny herin'ny fanahinao
     Fanahy mpankahery, mampitraka ahy

Ref : Fa teo Ianao, fa teo Ianao
         Tompoko sy Andriamanitro
        
2 - Hatrizay aho fantatrao
   Tsiky dia ampy  Fa nanalavitra anao
     Teo ianao tsy sasatra niantso ahy
     Indro atolotro izao    
     Ny fiainako, anjakao
     Diovy aho ho tonga olom-baovao

*Raiso aho hiray latabatra aminao
  Raiso aho ho anisan'ireo mpianatrao




Antsan'i Fenomanana
Aut/Comp : RANDRIANARIJAONA Henry
Date de creation : 04 oktobra 2013



Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsan'i Fenomanana
Mpamaky : 339
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : FetraRAN
Tamin'ny : 12/04/2018 08:38:53
ID : 10542

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo