You are here: home > Tononkira > Antsan'i Fenomanana

EO ANILANAO JESOA NO…. (Antsan'i Fenomanana)



1- Eo anilanao Jesoa no tiako tokoa
Ny hiaraka ao andapano
No hahasambatra ahy noho izao


FIV:   Apetrako eo an-tananao Tompo ô
Ny fiainako hhatrany andanitra
Ary atokako ho Anao
MandraTsiky dia ampypialako eto an-tany


2- Eo anilanao Jesoa no ahitako famindram-po
Koa raiso ny fifonako
Fa tena vokatry ny fo.


3- Eo anilanao Jesoa no hahasambatra ahy tokoa
Ka hanampitsaharana
Amin’ireo izay nisasarana aho

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsan'i Fenomanana
Mpamaky : 1564
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : RNJP
Tamin'ny : 28/10/2004 04:07:00
ID : 2687

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo