You are here: home > Tononkira > Antsan'i Fenomanana

ANDEHA HIDERA (Antsan'i Fenomanana)



1- Andeha isika hidera an’Andriamanitra
Amin’ny fontsika miaraka amin’ny aponga ô.
Tolory voninahitra Izy Tompo
Tafapetraka eo anilan’ny Ray mandrakizay ô
Mandrakizay.

2- Torio, torio amin-kira
Akaro, akaro amin’ny Antsa
Nytononkira.serasera.org soa lehibe izay nataony
Fony Izy mbola teto an-tany

3- Redony ny hira ho fiderana ô
Isaory ilay Ray tia antsika
Nandefa ilay Zanany, izay tonga hanonjy antsika
Nanasa antsika tamin’ny Ràny,
Mba hadio mandrakizay.


Volume 2 « NY FIANGONANA NO FIOMBONANA »

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsan'i Fenomanana
Mpamaky : 1619
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : RNJP
Tamin'ny : 28/10/2004 04:18:22
ID : 2694

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo