Ny hatsaranao ry Ray (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko ô! finaritra ny foko
Miandrandra ny hakantonao
Feno hatsarana be ny asanao soa
Feno hasoavana tokoa
Mbola iriko ato am-po Ianao ry Ray Tsitoha
No habomba sy handrakotra anay
Hokaloiko, hohiraiko izany fahalebiazanao ry Ray
Hoventsoiko, hoderaiko ny fahendrenao sy ny herinao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsafi
Vangy : 977
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 02/09/2015 23:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0747