Fanasana (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpanota ô avia
Fa miantso anao kristy,
aza miherikerika intsony ianao,
Faingana ianao
Fa miandry anao Izy
Efa ela no nitadiavany anao,
Lova tsy mety ho lany
No atolony ho anao,
ka ho foana ny fijaliana sy fahoriana

Raiso izany antso izany,
fa tsy hanenenanao
satria ahita fiadanana ianao,
Homba anao izy,
n aiza n aiza alehanao
Ankino Aminy ny fiainanao
Satria Izy no lalana
sy fahamarinana ary koa fiainana.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsafi
Vangy : 1787
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tatchy
Daty : 17/02/2013 21:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0737