You are here: home > Tononkira > Antsa an'i Kristy

Tsy Maintsy midera (Antsa an'i Kristy)

Efa voatendrinao aho Tompo ô
Voatendrinao hanompo sy hiasa ho Anao
Hanarato olona,ho Anao ety
Hamahana ireo ondrinao

Ref:Izaho koa,tsy maintsy midera
  Tsiky dia ampy     Hidera Anao Jeso(x2)               (x2)

Interlude

Ny Teninao no haratoko
Ny herinao ihany no ndeha hisalorako
Dia ny mba hanova fo,ny olona ety
handrava ireo fahavalo

Ref:

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsa an'i Kristy
Mpamaky : 2114
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : haritsimbarakotohaga
Tamin'ny : 10/02/2017 09:39:42
ID : 9161

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo