MISAOTRA ANAO (Antsa an'i Kristy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao aho misaotra Anao aho
Misaotra Anao misaotra Anao

Famonjena avy Aminao Ray tsy tambo isaina
Ny fitahiana avy atobakao
Ho anay zanakao malalanao
Ampy mizara ny fahasoavana avy Aminao
Ampy hozaraina ho anao sy ho ahy
Ka misaotra Anao
Misaotra Anao aho amin’ny fitiavana
Fa lehibe tokoa ny soa izay vitanao

Ref :
Iza no mihoatra Anao be fitia IANAO
Tsy manisa heloka Ianao Mpamindra fo

Ref
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsa an'i Kristy
Vangy : 2870
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : niniekely
Daty : 15/11/2018 12:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9808