NA MANGIDY SY MAFAITRA AZA NY FIAINANA (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na mangidy sy mafaitra aza ny fiainany
Feno sedra, feno sakana ary fahoriana
Ireo esonao aza mba atao azy

REF : Fa sambatra ireo izay mitomany
Fa any aoriana any,
Dia ho faly izy ireo, hiravo izy ireo.

2. Olombelona toa ahy, toa anao izy
Na maloto sy mahantra dia tadidio
Tsy ny harenanao no hiakaranao any.

3. Tolory tanana aza ariana ireo namanao
Fa herezo omeo fitiavana dia hivavao
Fa tsy hanenenanao, ireo soa nataonao azy.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i Siona
Vangy : 819
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : prydzeric0
Daty : 18/06/2019 12:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0729