Mitsangàna (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangàna ianao ka mitoria ny teny soa
Fa izany ilay nataon'i Jesoa
Fony izy nandao antsika no nilaza hoe
Mampianara ianareo ny firenen-drehetra

Tsy voatery hoe voaantson'Andriamanitra ianao
Fa samy mba hanao 'zay hampanjaka eto an-tany
Io 'lay didy nomeny antsika hoe "mifankatiava ianareo"
Io no adidin'ny tsirairay
Fa sao tsy fantatrareo !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i Siona
Vangy : 752
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : prydzeric0
Daty : 18/06/2019 12:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0836