Matokia, miravoa (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tompo soa indrindra sy lavorary
Nanetri-tena nidina ety an-tany
Hitondra famonjena sy hazavana
Hizara hafaliana sy fitiavana (2fois)

Ref:
Matokia miravoa Tonga Ny Tmpo soa.
Mesia 'lay nantenaina hanavotra ny aina
Noely noely, noely noely !
Gloria in excelsis deo !

2- Alao hery ny dia ka malakia
Ndeha Hiara hioby ilay Mesia,
Mpanjakan'izao tontolo izao
Alao hery ny dia ary matokia (2fois)

3- Ndeha hanampy ny hobin'ny ny anjely
Sy ireo mpiandry ondry maro be
Mientana fo sy hafaliana
Mitafy hery vao ka roso ny dia (2fois)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i Siona
Vangy : 1221
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : prydzeric0
Daty : 16/12/2017 10:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0737