INJANY FEON'ANJELY (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Injany feon’Anjely
Toa manako endrey
Miredona toa miavaka
Midera anao Tompo ô
Miantsoantso anao, ny voninahitrao
Miantso mafy hoe : Masina

2. Feon’anjomara sy antsiva
Manerana ny lanitra sy ny tany
Milaza fa ianao irery no tompoina
Ka antsoina hoe : Masina

3. Feno ny hasinao izao rehetra izao
Ka hosoavina anie ny anaranao
Ka ny haja sy dera anao Tomop ô
K'ilazanay hoe : Masina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i Siona
Vangy : 587
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : prydzeric0
Daty : 18/06/2019 12:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2044